
|
ISAORAKO NY AVO
Isaorako Ny Avo Ny fifaliana feno Tsy mitsahatra mameno Ny ao anatiko ao
Isaorako Ny Avo Ny fitahiana feno Mameno ny fiainako Izay tsy misy hitarainako |
Isaorako Ny Avo Ny talenta feno Namenoany ny androko Hiderako tsy miato ny hakantony
Isaorako Ny Avo Ny andro lasa rehetra Ny sisa mbola ho avy Izay hatokisako Azy |
Commentaires
Flux RSS pour les commentaires de cet article.