
|
HAFANANA HAFA Mangatsiaka be ny aty Mamanala aoka izany Ngolingoly be ny ihany Satria ianao any lavitra any Hanaovako avokoa ny akanjo Saronako bà koa ny ranjo Saingy mbola mangatsiaka Rehefa tsy mifamihina isika |
Dia sotroiko avokoa |