MATOKIA

Eny akia, matokia
Fa mbola tsy niova ilay fitia
Naborako omaly, nolazaiko tany aloha tany
Tsy mbola nisy nipika fa mbola eto ihany
Mise à jour le Lundi, 09 Mai 2011 08:24
|
MAMELA

Mamelà raha mbola tia
Ilay fonao na dia feno ratra
Mamelà na dia tsy ho vita
Ny hanadino izay tsy zaka
Mise à jour le Vendredi, 19 Août 2011 11:40
Malgré Tout...

Tu es de loin la personne la plus parfaite que je connais
Tu m'as fait souffrir, m'as fait crier, m'a fait pleurer
Mais malgré tout, c'est vrai, je reconnais
Que des comme toi, j'en ai jamais autant aimé
Mise à jour le Lundi, 11 Avril 2011 09:08
IANAO...

Nanontanianao aho indray andro izay
Hoe moa ve ianao mba tena tia ahy
Vahotra ny vavako, te hilaza nefa tsy sahy
Feno fitia, feno alahelo, eny feno ahiahy
Mise à jour le Jeudi, 25 Août 2011 11:26
TANTARANAY...

Nifankatia ela izahay roa
Nifampizaha toetra dia nifamolaka tokoa
Nifampitsara endrika sy nifandinika ela
Raha nisy kely aza dia teo no tavela
Mise à jour le Jeudi, 03 Mars 2011 10:27
Raha Ianao

Mety ho azoko hianihana
Irony tendrombohitra avo
Tsy mba halaina aho, hisahirana
Mise à jour le Lundi, 21 Février 2011 07:06
MISY

Misy teny tsy hay tononina
Na dia efa noforonina
Tsy hay lazaina tsy hay vakiana
Amin'ireto masonao sondriana
Mise à jour le Lundi, 19 Septembre 2011 13:59
Ny Tena Fitiavana
Ny tena fitiavana
Maharitra ao am-po
Hita amin'ny fiteny
Ambaran'izay atao
Mise à jour le Mardi, 30 Août 2011 12:19
RATRAM-PO

Ilay fery iray anaty
Nozaraiko taminao
Toa entiko ho mandra-maty
Satria tsy mba notsaboinao
Mise à jour le Mercredi, 08 Décembre 2010 05:22
Je T'aime
J'ai beau caché la vérité
Mais je ne vois pas où ça me mène
Alors en toute sincérité
Aujourd'hui je te dis "Je t'aime"
Mise à jour le Mercredi, 21 Septembre 2011 12:03
La Vérité
Je te disais que je ne puis
Car mon coeur est déjà pris
Et pourtant je t'ai menti
Au fond de moi je m'enfouis
Mise à jour le Vendredi, 17 Décembre 2010 05:55
|
|
|
|
|
|
JPAGE_CURRENT_OF_TOTAL |