
|
NY TENA FITIAVANA
Ny tena fitiavana Maharitra ao am-po Hita amin'ny fiteny Ambaran'izay atao
Fitiavana avy ao am-po Fitiavana mahari-pery Fifankatiavan'olon-droa Fo ro manjary mitovy fijery |
Ny tena fitiavana Ilay fitia mifameno Ilay tena ifaharana Ilay fitia miha-feno
Izay mitia amin'ny fo manontolo Izay vonona hifanohana am-po Izay vonona hifampitaiza, hifanasoa Izay no tena fitiavanana amintsika roa |