Tsiky
Dia izay 'lay tsiky...
Mise à jour le Jeudi, 04 Août 2011 09:47
|
Tiako Ianao...

Mamiko Ianao ilay tsy mba nahafoy
Na dia efa nilaozako hatry ny ela be
Tiako Ianao ilay tsy nitsahatra niaro
Na dia tsy mba nohenoiko tanatin'ny fotoana maro
Mise à jour le Lundi, 08 Août 2011 11:41
Assurée...

Fantatro fa tsy izaho raiky no ampela
Fa rehefa nisafidy anakà agnao tsy ho afa-bela
Amintsika tsy misy fihafahafana fa avy dia paré
Tena sûr fa miaraka aminao zah assurée
Mise à jour le Mardi, 20 Décembre 2011 13:23
Misaotra Anao

Andriamanitra ô tsy ho haiko
Ny tsy hisaotra indray Anao
Noho ny fahalavorarianao
Mise à jour le Jeudi, 26 Mai 2011 06:32
HAFALIAM-PO

Raha ny hafaliam-poko
No ho tantaraiko anao
Tsy hovoafintiko an-toko
Tsy ho voalazako amin'izao
Mise à jour le Vendredi, 28 Janvier 2011 09:16
FENONAO
Fenonao ny androko anio
Feno ny tsikitsikinao
Feno ny tambitambinao
Feno ny fitiavanao
Mise à jour le Jeudi, 15 Septembre 2011 13:52
TALENTANAO
Izay rehetra haiko
Ireo voasoratry ny tànako
Dia tsy misy avy ao an-tsaiko
Fa avy Aminao no nahalalako
Mise à jour le Mardi, 07 Juin 2011 11:00
DIARIKO
DIARIKO
Ito izao ilay diariko
Hirahiraiko isanandro
....
Mise à jour le Lundi, 06 Décembre 2010 08:11
Toi tu sais

TOI TU SAIS
Même si des fois je me tais
Et que parfois je ne dis rien
Toi tu es là, tu me soutiens
Parce que Toi tu sais
Que le monde m'affaiblisse
Que la violence me détruise
Que tout s'écroule tout autour
Moi je crois en Ton Amour
Parce que Toi tu sais
Ce qui me va, ce qui serait bien
Que Ta bonté ne m'éloigne jamais
Même si je ne suis qu'un(e) imparfait(e) |
Bien des fois je blesse ceux qui m'aiment vraiment
Et à plusieurs reprises, je prête oreilles à ceux qui me mentent
Je te repousse et t'en veux pour bien des choses
Mais Toi tu me pardonnes, même si te le demander, je n'ose
Parce que Toi tu sais
Pourquoi j'aime, pourquoi je hais
Parce que Toi tu sais
Où je vais et comment je fais...
(pour m'en sortir)
|
Mise à jour le Mercredi, 18 Mai 2011 12:38
Isaorana Ianao

Isaorana Ianao
Tao anatin'ny helo aho no hitanao
Nantsoinao saingy nandao
Nanalavitra anao
Nanohy ny lalako dia izao
Izao sisa aho no mitodika aminao
Miangavy mafy mitalaho
Mba todiho re mba hiantrao
Ity fo mba mitalaho
Mitalaho ny hamelanao
Ireo ditra izay natao
Ny nandaozako anao
Ny fahotako re fafao |
Fafao, ary aza tsaroanao
Na ny ahy na ny an'izao
Tontolo hitanao izao
Na efa potika sy lao
Lao sy tofoko aza ianao
Dia aoka re mba tsy atao
Lavareny raha azo atao
Izao krizy iainanay izao
Dia isaorana anie Ianao!
|
Mise à jour le Mardi, 20 Décembre 2011 13:23
|
|
|
|
|