
|
Isaorana Ianao Tao anatin'ny helo aho no hitanao Nantsoinao saingy nandao Nanalavitra anao Nanohy ny lalako dia izao Izao sisa aho no mitodika aminao Miangavy mafy mitalaho Mba todiho re mba hiantrao Ity fo mba mitalaho Mitalaho ny hamelanao Ireo ditra izay natao Ny nandaozako anao Ny fahotako re fafao |
Fafao, ary aza tsaroanao |