Cher Dieu Le Père...
Cher Dieu Le Père,
Aujourd'hui j'ai une prière
Que je cite d'une manière très sincère
Pour l'amour d'un être cher
Mise à jour le Mardi, 10 Mai 2011 11:04
|
Ho An'I Neny...

Raha tsy teo ianao ry Neny
Dia tsy ho efa velively
Ireny rehetra rehetra ireny
Soa fa teo ianao niteny
Mise à jour le Vendredi, 10 Juin 2011 07:24
Tiako Ianareo

Na toa ho lavitra izany diako
Na mbola tsy haiko izay ho ampitsoko
Tiako ho re sy fantatrareo
Fa tsy misy foiko ianareo
Mise à jour le Vendredi, 12 Août 2011 11:43
Vavaka hoan'i Dada

VAVAKA HO AN'I DADA
Andriamanitra ô anio
Dia ho an'io dadako io
No mba hiangaviako anao
Fitahiana, fahasoavana, ...
Sy izay rehetra mety iriany avy Aminao
Andriamanitra ô raha sitrakao
Ny ray marary mba sitrano
Ny ray tsy mihinana fahano
Io dadako io re mba tantano
Tsy hidiran-doza, tsy ho azon'angano |
Ny tsara sy ny soa hatrany
No irariako ho azy ety an-tany
Ny fiantranao raha azo atao
No antenaiko avy Aminao
Dia izahay zanaka rehetra koa anie ry Ray
Hahay haneho fitia ho an'ireo dadanay
Nomenao, natolotrao ho an'ny fianakavianay
Mba hiahy, hiaro sy hiasa ary koa hampiray
Fianakaviana sambatra ao Aminao mandrakizay
AMEN
...VAVAKA HO AN'I DADA... |
Mise à jour le Lundi, 04 Juillet 2011 12:24
Ce qui me manque

CE QUI ME MANQUE
Au delà de toutes mes envies
Bien au dessus de tous mes ennuis
Quelque chose me manque dans la vie
Depuis ce jour où tu es parti
Parti un jour pour toujours
Vers d'autres rêves tu t'enfuis
Et je reste seule dans mes nuits
Sans ton soutien, sans ton amour |
Mais où que tu sois allé
Perdu, abandonné ou égaré
Heureux tu seras mon papa adoré
Car dans mon coeur je t'ai déjà pardonné
...CE QUI ME MANQUE... |
Mise à jour le Lundi, 19 Juillet 2010 18:34
SOMBINAIKO

SOMBINAIKO
Mitsangana sombinaiko
Aoka tsy hahatana anao mihitsy
Raha ny lazolazon'ito aiko
Mijoroa ianao mahitsy |
Jereo ny tanako efa lao
Nanatsara ny hoavinao
Ka ndehana re zahao
Izao fahafahanao izao
|
Mise à jour le Dimanche, 18 Juillet 2010 18:03
Neny Tiako

NENY TIAKO
Misy fahabangana tsy mba mety feno
Misy teny mamy tsy mba dia faheno
Raha tsy ianao no miteny azy
Raha tsy ianao no mamazivazy
Misy tsirin-kevitra tsy mba mety matotra
Misy tady izay tsy mba tsara fatotra
Raha tsy eo ianao mba manorotoro
Raha tsy eo ianao andry iray mijoro |
Misy andro iray tsy mba mety matroka
Feno tsikitsiky, feno tambitamby
Satria teo ianao, tohana sy antoka
Mamirapirapiratra, toa volana somambisamby
Hisy andro maro feno fifaliana
Hisy taona maro mbola hitsikiako
Enga anie ianao tsy hilaozan'olon-tiana
Ry tokiko maharitra, ry neny tiako...
|
Mise à jour le Mercredi, 15 Juin 2011 14:02
Appelez-moi Madame

Appelez-moi Madame
Voici juste un slam
Pour vous dire de m'appeler Madame
Car ni mon coeur ni mon âme
N'est plus libre pour aucune flamme
Et oui appelez-moi Madame
Car maintenant je suis une femme
Loin de toutes critiques, loin des blâmes
Oui maintenant je suis une dame |
Je suis une dame et j'en suis fière
Car j'ai posé ma première pierre
Pour être enfin utile sur cette terre
Bien plus utile que je l'ai été HIER...
Appelez-moi juste Madame! |
Mise à jour le Dimanche, 18 Juillet 2010 17:25
|
|
|
|
|