
|
NENY TIAKO Misy fahabangana tsy mba mety feno Misy teny mamy tsy mba dia faheno Raha tsy ianao no miteny azy Raha tsy ianao no mamazivazy Misy tsirin-kevitra tsy mba mety matotra Misy tady izay tsy mba tsara fatotra Raha tsy eo ianao mba manorotoro Raha tsy eo ianao andry iray mijoro |
Misy andro iray tsy mba mety matroka |