|
Gasigasy Mamy Tsara
Nifoha indray ny maraina Toa tsy kamo aho tsy nalaina Vonona ny hiasa tsara
Fa gasigasy mamy tsara
Tsy dia nahitana feo Fy dia fy ny vary vao mafana Fa gasigasy mamy tsara |
Dia iny aho no niakanjo Haseho sa tsia izato ranjo? Ilay lamba landy maramara Tsy adino....
Fa gasigasy mamy tsara
Be ny mijery, ao ireo tara Tsy gaga aho satria
Gasigasy aho mamy tsara |