Tolotra
Nefa dia . . . Tolotra !
Mise à jour le Vendredi, 05 Août 2011 13:19
|
Atsy ho atsy

Dray,
Dia sahinao tokoa
Ny nanitsakitsaka ahy
Dia lazainao fa tsy nahy?
Mise à jour le Jeudi, 30 Juin 2011 14:13
NALEONAO...

Misy ihany ve ny tia dia izy no safidinao?
Misy ihany ve ny manina dia naleonao nandao?
Misy ihany ve ny teny dia ny ratsy no natolotrao?
Misy ihany ve ny tofoka dia izaho indray no tsy ho lao?
Mise à jour le Vendredi, 26 Août 2011 12:26
Any Ho Any...

Any ho any, misy fo iray mitempo
Tsy mitsahatra misento
Tsy mba sasatra miventso
Satria ilay malalany tsy eto
Mise à jour le Mardi, 16 Août 2011 13:43
Iny Alina Iny...
Nangingina iny alina iny
Fa tsy teo ianao
Na ny volana aza nalaina ny hiseho
Mise à jour le Mercredi, 02 Mars 2011 11:56
SATRIKO

Satriko
Raha mba fifaliana foana no hiainiako isanandro
Tsy mba misy tebiteby sady lavitra ahiahy
Satriko
Mise à jour le Jeudi, 01 Septembre 2011 13:04
Je Souffre

Je souffre de ne pas comprendre pourquoi
Ces choses n'arrivent souvent qu'à moi
Je souffre de ne pas savoir comment
Me sortir de cette angoisse jusqu'à présent
Mise à jour le Jeudi, 24 Février 2011 09:53
Ao Anaty
Misy alahelo anaty
Henonao fa maharary
Nefa koboninao mafy
Mba tsy hisy mpahalala
Mise à jour le Jeudi, 10 Février 2011 13:01
AKO
Feo sisa no mitamberina
Sy toa mbola mamerimberina
Zary lasa mankarenina
Nefa re mba tiako hafenina
Mise à jour le Jeudi, 23 Décembre 2010 07:58
SATRIKO
Satriko raha mba hitony
Izany fahoriam-poko
Nefa injao niha-nihombo
Niavosa indray ireo tolokoko
Mise à jour le Vendredi, 14 Janvier 2011 12:36
Tsy Ho Ahy
Raha tsy ho ahy tokoa ianao
Raha tsy izaho irery no tinao
Raha mbola tsy feno izay natao
Dia tsofin-drano raha handao
Mise à jour le Mardi, 04 Janvier 2011 12:13
|
|
|
|
|
|
JPAGE_CURRENT_OF_TOTAL |